Lazao ahy (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha vpdhzwjn hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao ahy
Refrain:
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo xclazfy foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao tononkira.serasera.org
Fa hanaja ahy, tsy handratra ahy
Bridge:
Mba tsy ho nofy ilay andro anio
Miangavy aminao mba ampio
Mba lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova fa toy ny anio
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay vzonpmok rehetra tao amponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lova MamisoaVisites : 2877
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/04/2016 23:38