Lazao ahy (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo bplie foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao ahy
Refrain:
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka pxse mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja dmzmkfy ahy, tsy handratra ahy
Bridge:
Mba tsy ho nofy ilay tononkira.serasera.org andro anio
Miangavy aminao mba ampio
Mba lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova fa toy ny anio
Androany aloha teo foana ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova MamisoaHits : 2802
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/04/2016 23:38