Kolontsaina harena (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novakivakiana ary ankehitriny
Ny fihavanana izay nampiray hina
Tsy norarahina koa ny kolontsaina
Fa nozarazarain'ny vola ny toen-tsaina
Dia mikisakisaka ireo dumyp tsy ampy fananana
Fa lasan-dravola ny toerana
Milefitra tsy fidiny izay tsy izy
Satria tsy tompon'ny devizy
Refrain:
Tsy vola ihany no atao fanarenana
Kolontsaina koa harena tsisy fahataperana
Aoka isika samy haka saina
Fa samy olombelona miaina
Marina fa andrianiko ny teniko
Ka ny an'ny hafa koa feheziko
Izany anefa tsy midika hoe
Ataovy vary amin'ny anana be
Ka rehefa tafahoana dia lasa "bonjour" fa tsy manao ahoana
Raha toa hisaraka iny dia tsy hoe veloma na mandram-pihaona
Fa lasa teny vahiny "au revoir","bye bye"
Tsy voafehin-dramalagasy bfzed hoy aho ny teny gasy ranoray
Refrain:
Tsy vola ihany no atao fanarenana
Kolontsaina koa harena tsisy fahataperana
Aoka isika tononkira.serasera.org samy haka saina
Fa samy olombelona miaina
Tsy vola ihany no atao fanarenana
Kolontsaina koa harena tsisy fahataperana
Aoka isika samy hisaintsaina
Fa samy olombelona vkusq miaina
(Solo)
Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon
Gitara : Lova Mamisoa /Marius

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lova MamisoaVisites : 2571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 08/04/2014 09:22