Sakaizangitara (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Migadra any aho, tsy afa-mankaiza
Manahy aho ny ho antitr'eto
Tsy afa-maninona, tsy afa-mankaiza
Fa safotry ny hanitrao
Ny lalako efa mihatery, 'zaho mbola nino anao ihany
Fa nanantena anao mba ijery, puock fa boribory moa ny tany
Voadona androany aho, dia manodidina
fa ny ampitso aho, eo no iverina
Ny fiainako toa mihamatsatsotsatso
Tsy novalianao 'lay antso
'Zaho 'lay bandikely matetika tara
Fa miady irery tsy misy mahalala
(Ny fitiavako, kely mihery, mihamafy, mihamahery ) x2
Maniry kintana ny habakabaka iny
Ianao va no namboly ireny?
Zary kintakintana any aho dia efa mody
Ianao zohle rahateo ilain'i Neny
Dia iny any aho manjohy irery, manohy ny làlako hatrizay (NA ilay lalan-keliko hatrizay)
Fa vato kely tsisy mpijery, fa efa zatra aho hatrizay
Raha tsy tianao aho, tsy maninona
Ny maso fotsiny no mamiratra
Raha tsy tianao aho, tsy maninona
Ny foko kyutofjk fotsiny no manindrona
'Zaho 'lay bandikely SAKAIZANGITARA
tsy maharitra ela, tsy mety tamàna
(Ny fiainako tsy nasiako sira tononkira.serasera.org fa vitavitan'ny hira) x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 978
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mbinana
Date : 13/09/2024 14:46