RAFARANIAINA (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahovina hono ry voro-mandalo
No tonga woyyigcs eto i Rafaraniaina
Lasana ange ny volana adalo
Ka andro maro no mbola hisaina
Hoviana hono no nandalo teto
Lay hazo monin’i Fara nafohy
rdeo Tany nitsahiny mbola misento
Ny ahy nafolany tsy mety hitohy
(Ezaka dia ezaka iny làlana iny)bis
Fa hono hoy aho ry rano mikorina
Nanaraka anao ve Rafaraniaina
Lazao azy fa tonga mangina
Ilay olo-nilaozany toa very saina
Fa hono hoy aho ray Tatamo amparihy
Mihery ato ve Rafaranafohy mdeim
Izy hono ange ka mahasara-dia
Fa sanatria tsy olo-manjohy
(Ezaka dia ezaka iny làlana iny)bis
(RAFARANIAINA tsy hilaza fahoavy
RAFARA nafohy tsy nihery tsy akory
Fa ny fitia no mbola malady
tononkira.serasera.org Tsy fantatro ho faty na mbola matory)bis
No tonga woyyigcs eto i Rafaraniaina
Lasana ange ny volana adalo
Ka andro maro no mbola hisaina
Hoviana hono no nandalo teto
Lay hazo monin’i Fara nafohy
rdeo Tany nitsahiny mbola misento
Ny ahy nafolany tsy mety hitohy
(Ezaka dia ezaka iny làlana iny)bis
Fa hono hoy aho ry rano mikorina
Nanaraka anao ve Rafaraniaina
Lazao azy fa tonga mangina
Ilay olo-nilaozany toa very saina
Fa hono hoy aho ray Tatamo amparihy
Mihery ato ve Rafaranafohy mdeim
Izy hono ange ka mahasara-dia
Fa sanatria tsy olo-manjohy
(Ezaka dia ezaka iny làlana iny)bis
(RAFARANIAINA tsy hilaza fahoavy
RAFARA nafohy tsy nihery tsy akory
Fa ny fitia no mbola malady
tononkira.serasera.org Tsy fantatro ho faty na mbola matory)bis
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 4310
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/03/2002 15:45
