Ampidiro aloha ny tenimiafina
Modia (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalovanao ny hatanorako
Indro any aho izao mamohy fo
Mamohy fo irery ny fotoana very
Very fa tsy mba nomeko zdqjl anao
REF:
Enonao ve ny foko miantso phmwgcks hoe
Modia ry hany tononkira.serasera.org tiako
Modia mba ho fifaliko
Tsapanao ve
Ny saiko fa tia handeha
Hamonjy ny hanilanao
Fa tsy xxaviz afaka any aho izao
Ho andriko foana eo antaranona
Ilay andro iray hodianao
Maizim-bolana ny aliko ety
Mosarena tia hahita anao
REF:
Indro any aho izao mamohy fo
Mamohy fo irery ny fotoana very
Very fa tsy mba nomeko zdqjl anao
REF:
Enonao ve ny foko miantso phmwgcks hoe
Modia ry hany tononkira.serasera.org tiako
Modia mba ho fifaliko
Tsapanao ve
Ny saiko fa tia handeha
Hamonjy ny hanilanao
Fa tsy xxaviz afaka any aho izao
Ho andriko foana eo antaranona
Ilay andro iray hodianao
Maizim-bolana ny aliko ety
Mosarena tia hahita anao
REF:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 5772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/02/2002 17:30
