Izaho tsy maintsy mihira (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy maintsy mihira
Voninkazo iray
Mitranga tampotampoka
Eny antampon’ny havoana
Izaho tsy maintsy mihira
Zazavavy iray
Mihazakaza-dava
Tsy fantatro hoe nahoana
REF(bis):
Hihira aho(bis)
Hihirahira mafy
Hoanareo manatrika eto
Izaho tsy maintsy bzir mihira
zpvqs Mihira an’ilay jamba
Mikaroka ny volany
Amin’ny ali-maizimpito
Izaho tsy maintsy mihira
Vazon’ny mahantra
Tsy mba niala sasatra
Amin’ny andro fahafito
REF(bis)
Izaho tsy maintsy mihira
Vodilanitra efatra
Nampizarazara izao tontolo izao
tononkira.serasera.org Izaho tsy maintsy mihira
Ireo sasany nandefitra
jyztmgo Tsy afaka niteny
Nareo no nilalao
REF(bis)
Voninkazo iray
Mitranga tampotampoka
Eny antampon’ny havoana
Izaho tsy maintsy mihira
Zazavavy iray
Mihazakaza-dava
Tsy fantatro hoe nahoana
REF(bis):
Hihira aho(bis)
Hihirahira mafy
Hoanareo manatrika eto
Izaho tsy maintsy bzir mihira
zpvqs Mihira an’ilay jamba
Mikaroka ny volany
Amin’ny ali-maizimpito
Izaho tsy maintsy mihira
Vazon’ny mahantra
Tsy mba niala sasatra
Amin’ny andro fahafito
REF(bis)
Izaho tsy maintsy mihira
Vodilanitra efatra
Nampizarazara izao tontolo izao
tononkira.serasera.org Izaho tsy maintsy mihira
Ireo sasany nandefitra
jyztmgo Tsy afaka niteny
Nareo no nilalao
REF(bis)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 19057
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 07/02/2002 11:32
