FITIAVANA (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fitiavana, fifankatiavana
Io no didy napetraka
Miraisa, mifandraisa tànana
F’ izaho sy ianao
Zanak’ Andriamanitra


Andeha hizara fitia
Amin’ izao azujbbf tontolo izao
Andeha torio fa Kristy
Nampianatra mba hifankatia
Hoporofointsika indray
Anio ampitso mandrakizay
F’ izaho sy ianao dia iray
satri zanaky ny ray

Fitiavana
Finfankatiavana, io no didy napetraka
Miraisa mifandraisa tànana
F’ izaho sy ianao
Zanak’ Andriamanitra

Mifankatiava ianareo
Tahaka ny xibzvw nitiavako anareo
F’izany no hafany
Namako ô! andeha hifankatia

Ka hatrany amparan’ ny tany
Andeha hizara ilay tlaucnhg tena fitiavana
Vaovao mahafaly
Ho an’ ny olon-drehetra
Fitiavana, fitia tsy manampetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Les Adeline
Visites : 14966
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RIANA
Date : 18/05/2005 05:31
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343