Safidy (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Atokako ho fiderana
Anao ny fiainako
Jesosy be fitia ôh
Ilay vgodvqfp Mpanjakako
Ka any androm-piainako tontolo
Sy izay hananako
Dia entiko hanompoana
Sy iantsoana ny Anaranao

Ref:
(1ère&4ème)
Ampy ho anay
ry Jeso
Dera ho Anao
Ho Anao

(2ème&3ème)
Ampy ny fitiavanao Jeso
‘Zay tononkira.serasera.org narotsakao isan’andro ho anay
Dera, derainay ny Anaranao
Ho anao

2.Tsy mba ho haiko ny hangina
Ka tsy hidera Anao
Hisaotra sy hankalaza
Ny Anara-Masinao
Ka hany tena ho tompoina
Sy hany harahiko
Safidy tsy hay hadinoina
Jesosy Tompoko

Ref:
(1ère&4ème)
Ampy kgyvmvut ho anay
ry Jeso
Dera ho eqlqqbjb Anao
Ho Anao

(2ème&3ème)
Ampy ny fitiavanao Jeso
‘Zay narotsakao isan’andro ho anay
Dera, derainay ny Anaranao
Ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 203
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 20/01/2026 19:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318