JESOSY Ô! (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                                    
‘Reo fampianarana nampitondrainao            
Tiako ho tafapaka latsaka am-po
‘Reo zay nandre anay hahazo hery
Hamoa zato heny Ny  Teninao          

Anefa re Jesosy ô manahy ihany aho
Fa mpanomponao tokoa nefa tsy miasa hahasoa
Fa faha-zarana mandalo avokoa
Mba namafy koa  nefa tsy namoa
Mba nanao asa soa fa tsy tamin’ny fo
Omeo fahendrena hanao ny asanao
Hanompo hanaraka Anao

Ny hira zay fanao nasandratray
Mba ho fiderana Masina
Hanako fatratra hatrany andanitra Hira,toriteny sy vavaka    
Anefa re Jesosy ô manahy ihany aho
Fa ny hira zay natao dia zava-poana avokoa              
Fa teo i-molotra ihany  hatrizao

Hira tsara sy mahafinaritra
Nefa tsy tafakatra amin’Andriamanitra
Omeo fahendrena hanao ny asanao
Hanompo hanaraka Anao

Jesosy ô
Ô, tafio  hery mba hanao ny sitrakao!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT AMBATOVINAKY
Visites : 1758
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1403