Notiaviko Ianao (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Notiaviko ianao satria amiko
Fo sy fanahy tsy nindramiko
Nakamban'ny vintana mba hifandray
Hiaraka ho mandrakizay
(×2)
Ref : Tsy mba tononkira.serasera.org rendrarendra na noak bika manaitra
Na ho latsa-danja ny angolavaitra
Fa tena fitiavana iray sarobidy
Fa raikitra mafy ao am-bata mihidy
(×2)
(Interlude)
2. Nitia olnns ahy ianao satria tsapanao
Ny lanjan'ny toky zyemg natolotro anao
Fitia tsy mba miova, fitia tsy terena
No voady sy dina nekena
Ref : (×2)
Fo sy fanahy tsy nindramiko
Nakamban'ny vintana mba hifandray
Hiaraka ho mandrakizay
(×2)
Ref : Tsy mba tononkira.serasera.org rendrarendra na noak bika manaitra
Na ho latsa-danja ny angolavaitra
Fa tena fitiavana iray sarobidy
Fa raikitra mafy ao am-bata mihidy
(×2)
(Interlude)
2. Nitia olnns ahy ianao satria tsapanao
Ny lanjan'ny toky zyemg natolotro anao
Fitia tsy mba miova, fitia tsy terena
No voady sy dina nekena
Ref : (×2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KINTANA TELOVisites : 901
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 15/10/2024 11:52
