MIFONA AHO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIFONA AHO
Mifona aho tononkira.serasera.org ry Raiko tia
Fa nanota teo anatrehanao !
Zanaka adala aho tsy mendrika iywfknsq ny hoe zanakao
Mifona aho, mivalo Aminao
Inty ny zandrinao Jesoa !
Mifona mitalaho Aminao
Nandao Ilay lapa fiadanam-pitiavana
Raiso re toy plvhz ny Mpanomponao !
Mifona aho ry Raiko o !
Havaozy hifikitra Aminao !
Sakambino aho hiara-dàlana Aminao
Arovy aho mba tsy hisaraka wulezioi Aminao !
Hitalahonay Aminao
F’Ianao Jesoa dia tsy mahafoy anay
F’izahay no mafy loha, miodina foana Aminao
Hazony re ! tsy handao intsony Anao !
A/C : RAKOTONDRAMANANA Noelson
©Kanton’ny Fanantenana
Mifona aho tononkira.serasera.org ry Raiko tia
Fa nanota teo anatrehanao !
Zanaka adala aho tsy mendrika iywfknsq ny hoe zanakao
Mifona aho, mivalo Aminao
Inty ny zandrinao Jesoa !
Mifona mitalaho Aminao
Nandao Ilay lapa fiadanam-pitiavana
Raiso re toy plvhz ny Mpanomponao !
Mifona aho ry Raiko o !
Havaozy hifikitra Aminao !
Sakambino aho hiara-dàlana Aminao
Arovy aho mba tsy hisaraka wulezioi Aminao !
Hitalahonay Aminao
F’Ianao Jesoa dia tsy mahafoy anay
F’izahay no mafy loha, miodina foana Aminao
Hazony re ! tsy handao intsony Anao !
A/C : RAKOTONDRAMANANA Noelson
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 738
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
