TE HONINA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanolon-tena ho Anao aho
Hanao izay sitrakao
Tsy hanararaotra izao fiainana mandalo izao.
Ref:
Te honina ao aminao rahatrizay
Hitoetra anilanao mandrakizay
Izany re no iriko mafy , Jesô malala ô!
Tario aho Jesosy o!
Rakofy amin'ny ranao soa
Ho tononkira.serasera.org lavitry piwwiv ny fahavalom-panahy izay mety hisompatra ahy.
Hiara-hikorana amin'i dadabe Abrahama
Hiara-hioby amin'ireo anjely maro be.
Hiara-hiaina amin'ny fiainam-baovao amin'ireo izay efa bombsyeu lasanao mandrakizay.
Ref:
Te honina ao aminao azbzyh rahatrizay.
Hitoetra amin'ny fanatrehanao mandrakizay.
Izany re no irinay mafy Jesô malala ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:55