TE HONINA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanolon-tena ho Anao aho
Hanao izay sitrakao
Tsy hanararaotra izao fiainana mandalo izao.
Ref:
Te honina ao aminao rahatrizay
Hitoetra anilanao mandrakizay
Izany re no iriko mafy ahqz , Jesô malala ô!
Tario aho tononkira.serasera.org Jesosy o!
Rakofy amin'ny ranao soa
Ho lavitry ny fahavalom-panahy izay mety hisompatra ahy.
Hiara-hikorana amin'i dadabe Abrahama
Hiara-hioby amin'ireo anjely maro be.
Hiara-hiaina tspcvcf amin'ny fiainam-baovao amin'ireo izay efa lasanao mandrakizay. tkmt
Ref:
Te honina ao aminao rahatrizay.
Hitoetra amin'ny fanatrehanao mandrakizay.
Izany re no irinay mafy Jesô malala ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 705
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:55