DISO TIA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DISO TIA
Fenofeno ery ny idky Fo,
Rehefa injay manina anao..
Mamisavisa,, zay ataonao,,
Tsindrin-daona,,
Maka toera-mangina
Dia miventso samy irery
Feno ery ny Fo, tsy adalana velively,,
Tiko ianao, tena tiako yvxa ianao,,
Ianao ihany no ao am-poko ao,,
Mamgahiahy raha ilaozanao,,
Toa babangoana adask izao tontolo izao,,
F izaho dia tia,, tsy mahatoetra,,
F 'efa feno anao avokoa,,
F'izay rehetra tazanin'ny maso,, toa ianao, ianao avokoa,,,
Toa tsy zaho intsony aho,,
Rehefa injay tsy anilanao,,
Manjenenjeny toy ny adala,, tononkira.serasera.org
Tsisy atao,,
Na ny ali-mangina,,
Indro fa manembona anao,
Zany angamba no,, tena tia
Diso tia,,,
Tiako ianao,, tena tiako,,,
,,,,,,,,
A/C:JOSE, ZANNY,
Fenofeno ery ny idky Fo,
Rehefa injay manina anao..
Mamisavisa,, zay ataonao,,
Tsindrin-daona,,
Maka toera-mangina
Dia miventso samy irery
Feno ery ny Fo, tsy adalana velively,,
Tiko ianao, tena tiako yvxa ianao,,
Ianao ihany no ao am-poko ao,,
Mamgahiahy raha ilaozanao,,
Toa babangoana adask izao tontolo izao,,
F izaho dia tia,, tsy mahatoetra,,
F 'efa feno anao avokoa,,
F'izay rehetra tazanin'ny maso,, toa ianao, ianao avokoa,,,
Toa tsy zaho intsony aho,,
Rehefa injay tsy anilanao,,
Manjenenjeny toy ny adala,, tononkira.serasera.org
Tsisy atao,,
Na ny ali-mangina,,
Indro fa manembona anao,
Zany angamba no,, tena tia
Diso tia,,,
Tiako ianao,, tena tiako,,,
,,,,,,,,
A/C:JOSE, ZANNY,
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1995
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50
