TIAKO LOATRA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra ny prwjlfck midera anao
Ry Andriamanitra fitiavana ô
Andriamanitra ifeoiedr avo indrindra Ianao
Nefa dia mitia anay
Naneho ny fitiavana ianao
Fony aho mbola mpanota
Maty ho ahy tokoa ny zanakao
Mba ho fanavotana ahy
Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika
Hanaratsy anao
Mbola asandratro ny hira
Hanoy ny fiderana anao
Ry Jehovah tomponay ô
Ho azy tononkira.serasera.org ireo anie nity hira ity
Haneo ny fitiavanao
Ibitsiho f’ianao koa mbola tia
Raha jereko ny lanitrao
Izay asan-dratsantànanao
Sy ny volana amankitana
Izay noforinanao
Inona moa ny vumrv olona
No hahatsiarovanao azy
Nataonao ambany kely
No Andriamanitra izy.
Ry Andriamanitra fitiavana ô
Andriamanitra ifeoiedr avo indrindra Ianao
Nefa dia mitia anay
Naneho ny fitiavana ianao
Fony aho mbola mpanota
Maty ho ahy tokoa ny zanakao
Mba ho fanavotana ahy
Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika
Hanaratsy anao
Mbola asandratro ny hira
Hanoy ny fiderana anao
Ry Jehovah tomponay ô
Ho azy tononkira.serasera.org ireo anie nity hira ity
Haneo ny fitiavanao
Ibitsiho f’ianao koa mbola tia
Raha jereko ny lanitrao
Izay asan-dratsantànanao
Sy ny volana amankitana
Izay noforinanao
Inona moa ny vumrv olona
No hahatsiarovanao azy
Nataonao ambany kely
No Andriamanitra izy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 8217
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 03/02/2004 09:54
