TIAKO LOATRA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra ny midera anao
Ry Andriamanitra fitiavana ô
Andriamanitra avo fbjpwelj indrindra Ianao
Nefa dia dcae mitia anay
Naneho ny fitiavana ianao
Fony aho mbola mpanota
Maty ho ahy tokoa ny zanakao
Mba uwvgig ho fanavotana ahy
Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika
Hanaratsy anao
Mbola asandratro ny hira
Hanoy ny fiderana anao
Ry Jehovah tomponay ô
Ho azy ireo tononkira.serasera.org anie nity hira ity
Haneo ny fitiavanao
Ibitsiho f’ianao koa mbola tia
Raha jereko ny lanitrao
Izay asan-dratsantànanao
Sy ny volana amankitana
Izay noforinanao
Inona moa ny olona
No hahatsiarovanao azy
Nataonao ambany kely
No Andriamanitra izy.
Ry Andriamanitra fitiavana ô
Andriamanitra avo fbjpwelj indrindra Ianao
Nefa dia dcae mitia anay
Naneho ny fitiavana ianao
Fony aho mbola mpanota
Maty ho ahy tokoa ny zanakao
Mba uwvgig ho fanavotana ahy
Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika
Hanaratsy anao
Mbola asandratro ny hira
Hanoy ny fiderana anao
Ry Jehovah tomponay ô
Ho azy ireo tononkira.serasera.org anie nity hira ity
Haneo ny fitiavanao
Ibitsiho f’ianao koa mbola tia
Raha jereko ny lanitrao
Izay asan-dratsantànanao
Sy ny volana amankitana
Izay noforinanao
Inona moa ny olona
No hahatsiarovanao azy
Nataonao ambany kely
No Andriamanitra izy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 8221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 03/02/2004 09:54
