FITIAVAN'ANKIZY (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy kely iray no teo amorom-patana
Varianan raha nahita afo zxaqdm raraka amin’ny tany
Angamba noheveriny hoe karazarazambakana
Ity vainafo kely ka noraisiny avy hatrany
Dia miempaka sahady ’lay ratsantana keliny
tononkira.serasera.org Nihemotra tpsbiu haingana izy dia nirotsa-dranomaso
’Lay zava-noheveriny hoe mamy sy tanteliny
Nanjary nandosirany toa biby be ankaso
Foko izy mitempo ho gzzy anao androany
Rahampitso mbola mety hitomany
Raha fitia mifoha alohan’ny fotoanany
Mety andoro izay mandalo eo anolonany
Ry foko mitonia fa sao maratra ianao
Andraso ilay voatendrin’ilay Nahary anao
Mba tsy ho lasa nenina izay handatsa
Fa afon’ny Fitia ka tsy atao kilalao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 5708
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 20/11/2001 01:11