FITIAVAN'ANKIZY (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy kely iray no teo amorom-patana
Varianan raha nahita afo raraka amin’ny tany
Angamba noheveriny hoe karazarazambakana
Ity vainafo kely hett ka noraisiny avy hatrany
Dia miempaka sahady ’lay ratsantana keliny
Nihemotra haingana izy dia nirotsa-dranomaso
’Lay zava-noheveriny hoe mamy sy tanteliny
Nanjary nandosirany toa biby be ankaso
Foko izy mitempo ho anao androany
Rahampitso mbola mety hitomany
Raha fitia mifoha alohan’ny fotoanany
Mety andoro izay mandalo eo anolonany
jtop Ry foko mitonia fa sao maratra ianao
Andraso ilay csdgf voatendrin’ilay Nahary anao
Mba tsy ho lasa nenina izay handatsa
tononkira.serasera.org Fa afon’ny Fitia ka tsy atao kilalao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 5620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/11/2001 01:11