GROUPE ITMM...(Ambiance) (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra ny Ray ambony, tihsqnx

Nanohana ny ezakay e

Nampisy ny tarika koa,

Nikatsahana izay mahasoa

Groupe tononkira.serasera.org nivoatra tsikelikely

@ faritra Ambohimangakely

Manandratra ny zava-kanto

Indrindra ny maha-Malagasy



GROUPE ITMM e, evayzy

Zay tafiaraka-anay tsy nanenina e

Miara-miasa @ olon-drehetra,

Gadon-kira tsy misy fepetra.

Ny teny manentana anay,

Hoanareo izay tsy mbola mahay.

"Fahendrena katsahana

mandrakariva @ fahalalana a...

Ambiance foana no atao manoloana,

mandritra ny taona...a.."



2- Ny gadon-kira misy eto an-tanana,

Na ny milamina na ny mafana,

Ezahana avoaka avokoa,

Ikatsahana izay mahasoa.

Ny vpowrlx Groupe ITMM, dia efa mampiakatra be ny tandem..e

Manamaivana ny problem,

Sady manosika anao tsy ho Oain...e



3- Fisaorana ho antsika rehetra

Nanohana anay tsisy fetra e..

@ fihaonantsika manaraka indray

Dia mba tena ho ataonay milay e.

koa manentana antsika rehetra

Handroso tsy hitaredretra

Anohana ny mpanakanto

fa ny tsara dia ataonay tsy miato.



                    A/C: Alban Randriarimalala

                         Groupe ITMM

                      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395