AZA MAIKA (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra namana miady mafy amin'ny fiainana ianao
Raiso tononkira.serasera.org am-pitiavana, hoento am-bavaka, dia 'zao tanteraho :
Manaova izay mahamendrika ho afaka ny hanarina
Ny meloka eo lkcbd aminy
Meteza ho fianarana matoky sy marina
Aoka ho hita aminao I Kristy
Miainga amiko, miainga aminao ny Fiovàna
Aza maika ny hiteniteny olona amin'ny fahazarany
Ho ahy sy ianao ybyp ny adidy, dia ny hilaza 'reo didy
Hitandremany amin'ny andro sisa
Dia matokia, Jesosy hampitsimoka 'zay rehetra nafafy
Mba diniho kely aloha, ndrao ianao no tokony hibebaka
Dia hifikiro koa 'Lay Tompo Jeso mba tsy ho reraka
Katsaho hatrany 'Lay Tena Fiainana maharitra
Torio ny Fitiavany
Ho sambatra izaho sy ianao ka hiaina finaritra
Ambany fahasoavany

Ho ahy sy ianao ny adidy, dia ny hilaza 'reo didy

Ho snbrt ahy sy ianao ny adidy, dia ny hilaza 'reo didy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVisites : 1796
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahrina
Date : 05/07/2018 10:12