FITIAVANA AGAPE (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho anao izay mandre izao hira izao
henoy tsara ary koa tononkira.serasera.org fakafakao
fitiavana avy amin’Andriamanitra
Ho antsika rehetra tsy hankanavaka

Diniho tsara sy mba saino ihany koa
Ilay fitiavany tsy manam-paharoa
Fitiavana voatokana ho ahy sy ho anao
No namonjeny izao tontolo izao

REF:
Fanomezana  ho wjsbynun antsika rehetra anie
Hafa kely indrindra ‘lay Fitiavana AGAPE
Tsy xsqjevbo atakalo na koa sandainà vola aman-karena be
Ambony indrindra ‘lay fitiavana AGAPE…

2. Ho anao izay manamafy fo
Jesosy anie tsy manao andolo-po
Tiany avokoa na rangahy na ramatoa
Zaza na tanora, avotany avokoa

T&F: BERNARD fiph RICHARD

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 1935
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312