FITIAVANA AGAPE (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho anao izay mandre izao hira izao
henoy tsara ary koa fakafakao
fitiavana avy amin’Andriamanitra
Ho antsika rehetra tsy hankanavaka
Diniho tsara sy mba axpyv saino ihany koa
Ilay fitiavany tsy manam-paharoa
Fitiavana voatokana ydcq ho ahy sy ho anao
No namonjeny izao tontolo izao
REF:
Fanomezana ho antsika rehetra anie
Hafa kely indrindra ‘lay Fitiavana AGAPE
Tsy atakalo na koa sandainà vola aman-karena omnxucb be
Ambony indrindra ‘lay fitiavana AGAPE…
2. tononkira.serasera.org Ho anao izay manamafy fo
Jesosy anie tsy manao andolo-po
Tiany avokoa na rangahy na ramatoa
Zaza na tanora, avotany avokoa
T&F: BERNARD RICHARD

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 2019
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:25