Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MPANOMPO MAHATOKY (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny mpanompo mahatoky izay vonon-kanoa
Dia manaiky ny Fanahy handeha eo aloha
Ka ireo tononkira.serasera.org fahalalana tsy mba rehareha
Toetra tia manetry tena ilaina ho be dia be
Na ny hira tsara rindra na ny toriteny
Dia tsy maintsy arahina asa velona izy ireny
Mba hiteraka finoana hoan'izay mandre
Sy mitaiza mampitombo go tonga lehibe
2-Fa mpanompo voafidy, nandray antso ianao
Fitiavana fa tsy didy izay rehetra atao
Raiso ny herin'ny Fanahy ka dia mazotoa
Tsy matahotra fa sahy hqsv manompo amin'ny fo
Fanomezam-pahasoava-marobe nomeny
Saingy tokana ny tanjona izay kendreny
Dia fiangonana mitory filazantsara
Iray saina, fo, fanahy sy tia mizara
Na ny hira tsara rindra na ny toriteny
Dia tsy maintsy arahina asa velona izy ireny
mgsg Mba hiteraka finoana hoan'izay mandre
Sy mitaiza mampitombo go uylaziiy tonga lehibe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1432
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 22/05/2020 17:35