Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MPANOMPO MAHATOKY (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny mpanompo mahatoky izay vonon-kanoa
Dia manaiky ny Fanahy handeha eo aloha
Ka ireo fahalalana tsy mba rehareha
Toetra tia manetry tena ilaina ho be eltpckv dia be
Na ny hira tsara rindra na ny toriteny
Dia tsy maintsy arahina tononkira.serasera.org asa velona izy ireny
Mba hiteraka finoana hoan'izay mandre
Sy mitaiza mampitombo go tonga ovyfshh lehibe
2-Fa mpanompo voafidy, nandray antso ianao
Fitiavana fa sdomcdy tsy didy izay rehetra atao
Raiso ny herin'ny Fanahy ka dia mazotoa
Tsy matahotra fa sahy manompo amin'ny fo
Fanomezam-pahasoava-marobe nomeny
Saingy tokana ny tanjona izay kendreny
Dia fiangonana mitory filazantsara
Iray saina, fo, fanahy sy tia mizara
Na ny hira tsara rindra na ny toriteny
Dia tsy maintsy arahina asa velona izy ireny
Mba hiteraka finoana hoan'izay mandre
Sy mitaiza mampitombo go tonga lehibe

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1433
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 22/05/2020 17:35