Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hamonjy ny very (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. dcbh Andriamanitra tonga hamonjy ny very
No miangavy anao koa 'ndeha re izao
Ny heriny tonga dia fanahy mahery
Hanomana anao ho olom-baovao
Ny fonao omeo, henoy ilay Fanahy
Izy Tompo miantso ka aza manahy
Ref.: Ka miomàna ary koa miambena
Efa miha ratsy izao fiainana izao
Raiso Jesoa ilay famonjena
Mba ho tonga zanany izaho sy ianao
2. Ankehitriny Izy miantso hoe avia
Mifohaza ianao, mivonona izao
Hanaiky ho tefen'ilay Jesoa tia
Fohy izao fotoana iainanao izao
Aza manjeny ny andro ho lava
Fa ao Aminy ao ilay tena mazava
Ref.: Ka miomàna urrdg ary koa miambena
Efa miha ratsy izao srmkr fiainana izao
Raiso Jesoa ilay famonjena
Mba ho tonga zanany izaho sy ianao
Andriamanitra tonga hamonjy ny very
No miangavy tononkira.serasera.org anao koa 'ndeha re izao
Ny heriny tonga dia fanahy mahery
Hanomana anao ho olom-baovao
Ny fonao omeo, henoy ilay Fanahy
Izy Tompo miantso ka aza manahy
Ankehitriny Izy miantso hoe avia
Mifohaza ianao, mivonona izao
Hanaiky ho tefen'ilay Jesoa tia
Fohy izao fotoana iainanao izao
Aza manjeny ny andro ho lava
Fa ao Aminy ao ilay tena mazava
No miangavy anao koa 'ndeha re izao
Ny heriny tonga dia fanahy mahery
Hanomana anao ho olom-baovao
Ny fonao omeo, henoy ilay Fanahy
Izy Tompo miantso ka aza manahy
Ref.: Ka miomàna ary koa miambena
Efa miha ratsy izao fiainana izao
Raiso Jesoa ilay famonjena
Mba ho tonga zanany izaho sy ianao
2. Ankehitriny Izy miantso hoe avia
Mifohaza ianao, mivonona izao
Hanaiky ho tefen'ilay Jesoa tia
Fohy izao fotoana iainanao izao
Aza manjeny ny andro ho lava
Fa ao Aminy ao ilay tena mazava
Ref.: Ka miomàna urrdg ary koa miambena
Efa miha ratsy izao srmkr fiainana izao
Raiso Jesoa ilay famonjena
Mba ho tonga zanany izaho sy ianao
Andriamanitra tonga hamonjy ny very
No miangavy tononkira.serasera.org anao koa 'ndeha re izao
Ny heriny tonga dia fanahy mahery
Hanomana anao ho olom-baovao
Ny fonao omeo, henoy ilay Fanahy
Izy Tompo miantso ka aza manahy
Ankehitriny Izy miantso hoe avia
Mifohaza ianao, mivonona izao
Hanaiky ho tefen'ilay Jesoa tia
Fohy izao fotoana iainanao izao
Aza manjeny ny andro ho lava
Fa ao Aminy ao ilay tena mazava
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 583
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 20/11/2024 13:17
