Tokana ihany ny lalana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry tanora manan-tsaina
Voninahitry ny tany
Tadidio ao an-tsaina
Fa ny andro mora lany
2 Ry Jesosy mba ampio
Izahay tanoranao
Ka ambeno sy tahio
Tsy hisaraka Aminao.
3 Lamba indramina ny aina tononkira.serasera.org
Izy Tompony ao ambony Raha tiany mba halaina
Tsy azo tanana intsony
4 Na ny antim-potsivolo gejk
Na ny Zoky na ny bzhnndq Zandry
Tsy mahay mifampisolo
Rehefa lasa hodimandry
Fiv Any, any hogswaee an-koatra ilay Jordana
Any an-danitra,
Any an-danitra ambony
Ambony no misy ny fitsaharana
Tsara dia tsara ny eo anilany
Eo anilany madio
Voninahitry ny tany
Tadidio ao an-tsaina
Fa ny andro mora lany
2 Ry Jesosy mba ampio
Izahay tanoranao
Ka ambeno sy tahio
Tsy hisaraka Aminao.
3 Lamba indramina ny aina tononkira.serasera.org
Izy Tompony ao ambony Raha tiany mba halaina
Tsy azo tanana intsony
4 Na ny antim-potsivolo gejk
Na ny Zoky na ny bzhnndq Zandry
Tsy mahay mifampisolo
Rehefa lasa hodimandry
Fiv Any, any hogswaee an-koatra ilay Jordana
Any an-danitra,
Any an-danitra ambony
Ambony no misy ny fitsaharana
Tsara dia tsara ny eo anilany
Eo anilany madio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 2882
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 19:16
