Tokana ihany ny lalana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry tanora manan-tsaina
Voninahitry pwpn ny tany
Tadidio ao an-tsaina
Fa ny andro mora lany
2 Ry Jesosy mba ampio
Izahay tanoranao
Ka ambeno sy tahio
Tsy hisaraka Aminao.
3 Lamba indramina ny aina
Izy Tompony ao ambony Raha tiany mba halaina
Tsy azo tanana intsony
4 Na ny antim-potsivolo
Na ny Zoky na ny Zandry
Tsy mahay mifampisolo
Rehefa lasa hodimandry
Fiv Any, any an-koatra ilay Jordana
Any an-danitra,
Any an-danitra ambony
Ambony no misy rucm ny fitsaharana
Tsara dia tsara tononkira.serasera.org ny eo anilany
Eo anilany hzck madio
Voninahitry pwpn ny tany
Tadidio ao an-tsaina
Fa ny andro mora lany
2 Ry Jesosy mba ampio
Izahay tanoranao
Ka ambeno sy tahio
Tsy hisaraka Aminao.
3 Lamba indramina ny aina
Izy Tompony ao ambony Raha tiany mba halaina
Tsy azo tanana intsony
4 Na ny antim-potsivolo
Na ny Zoky na ny Zandry
Tsy mahay mifampisolo
Rehefa lasa hodimandry
Fiv Any, any an-koatra ilay Jordana
Any an-danitra,
Any an-danitra ambony
Ambony no misy rucm ny fitsaharana
Tsara dia tsara tononkira.serasera.org ny eo anilany
Eo anilany hzck madio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 2884
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 19:16
