Jesosy mpitarika hendry Ianao (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mpitarika hendry Ianao
Tantanonao ny dianay
Mba tsy ho solafaka an-dalana
Sao very izahay

ref: Fa  ny devoly mihaza anay
Mamela-pandrika
Arovy ry Tompo ny fanahinay
Vonjeo 'zahay Jesosy

Toroy sy eiyny ampio ampianaro tononkira.serasera.org izahay
Ho tia tokoa ny teninao
Mba ho fiarovana mafy ho anay
Ny baiboly soa taminao
ref:...

Tsarovy zitxpnr ary koa mba saino anie
Fa fandalovana ity tany ity
Ka aoka mba tsy ho variana anie
Sao viotcztn very ny lanitra ery
ref:...

Fanahy Masina mpanavao
Midina re anjaka aminay
Hampianatra anay ny fiainam-baovao
Hitoetra tsy ahasaraka anay
ref:...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034