Jesosy mpitarika hendry Ianao (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mpitarika hendry Ianao
Tantanonao ny dianay
Mba tsy ho solafaka an-dalana
Sao very izahay
ref: Fa ny devoly mihaza anay
Mamela-pandrika
Arovy ry Tompo ny fanahinay
Vonjeo 'zahay Jesosy
Toroy sy ampio ampianaro izahay
Ho tia tononkira.serasera.org tokoa ny teninao
Mba ho fiarovana hfxjs mafy ho anay
Ny baiboly soa taminao
ref:...
Tsarovy ary koa mba saino anie
Fa fandalovana ity tany ity
Ka aoka mba tsy imddtxmk ho variana anie
Sao very ny lanitra ery
ref:...
Fanahy Masina mpanavao
Midina re anjaka aminay
Hampianatra uowpulv anay ny fiainam-baovao
Hitoetra tsy ahasaraka anay
ref:...
Tantanonao ny dianay
Mba tsy ho solafaka an-dalana
Sao very izahay
ref: Fa ny devoly mihaza anay
Mamela-pandrika
Arovy ry Tompo ny fanahinay
Vonjeo 'zahay Jesosy
Toroy sy ampio ampianaro izahay
Ho tia tononkira.serasera.org tokoa ny teninao
Mba ho fiarovana hfxjs mafy ho anay
Ny baiboly soa taminao
ref:...
Tsarovy ary koa mba saino anie
Fa fandalovana ity tany ity
Ka aoka mba tsy imddtxmk ho variana anie
Sao very ny lanitra ery
ref:...
Fanahy Masina mpanavao
Midina re anjaka aminay
Hampianatra uowpulv anay ny fiainam-baovao
Hitoetra tsy ahasaraka anay
ref:...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 5292
Likes : 0 Like
Created by : poups5
Date : 10/03/2014 10:57
