Omeo vahaolana (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifonako Aminao ireo ditra fanaoko hatrizay
Tompo ô! Mba hiantrao kxnl ity zanakao ity
Izay efa kivy! Hum!

Tsy hita intsony ny làlana fa jambenan’ny fahotana
Izay mandreraka ny saina sy ny jnkcgps fanahiko
Toa manirery! Hum

Omeo vahaolana aho mba hiverenako
Hankalaza sy hider any Anaranao
Mamelà ny heloko, hampodiano amiko
Ny fitiavana hanompo Anao
Omeo fahendrena aho mba hitiavako
Ny manompo sy manao ny sitrakao
Ampianaro hahay ny hijery foana Anao
No ataoko tanjona mandrakizay

Manombok’izao aho dia hibanjina Anao ry Tompo ô!
Omeo ahy ny Fanahinao, ny famindramponao,
Famelan-keloka. Hum!

O ry namako aby! Atolory Azy ny fonao
Aza avela ho tononkira.serasera.org very re ny tenanao!
Izay efa potraka. Hum!

Refrain (2fois) …

Tompo ô! Mba henoy ny vavako.

OMEO VAHAOLANA
Feon'anjomara rhrqovpr mahajanga Vol.03

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'anjomara Mahajanga
Visites : 255
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 24/11/2025 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042