Omeo vahaolana (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifonako Aminao ireo ditra gxpz fanaoko hatrizay
Tompo ô! Mba hiantrao ity zanakao ity
Izay efa djgjtq kivy! Hum!
Tsy hita intsony ny làlana fa jambenan’ny fahotana
Izay mandreraka ny saina sy ny fanahiko
Toa manirery! Hum
Omeo vahaolana aho mba hiverenako
Hankalaza sy hider any Anaranao
Mamelà ny heloko, hampodiano amiko
Ny fitiavana hanompo Anao
Omeo fahendrena aho mba hitiavako
Ny manompo sy manao ny sitrakao
Ampianaro hahay ny hijery foana Anao
No ataoko tanjona mandrakizay
Manombok’izao aho dia hibanjina Anao ry Tompo ô!
Omeo qhnwrvr ahy ny Fanahinao, ny tononkira.serasera.org famindramponao,
Famelan-keloka. Hum!
O ry namako aby! Atolory Azy ny fonao
Aza avela ho very re ny tenanao!
Izay efa potraka. Hum!
Refrain (2fois) …
Tompo ô! Mba henoy ny vavako.
OMEO VAHAOLANA
Feon'anjomara mahajanga Vol.03
Tompo ô! Mba hiantrao ity zanakao ity
Izay efa djgjtq kivy! Hum!
Tsy hita intsony ny làlana fa jambenan’ny fahotana
Izay mandreraka ny saina sy ny fanahiko
Toa manirery! Hum
Omeo vahaolana aho mba hiverenako
Hankalaza sy hider any Anaranao
Mamelà ny heloko, hampodiano amiko
Ny fitiavana hanompo Anao
Omeo fahendrena aho mba hitiavako
Ny manompo sy manao ny sitrakao
Ampianaro hahay ny hijery foana Anao
No ataoko tanjona mandrakizay
Manombok’izao aho dia hibanjina Anao ry Tompo ô!
Omeo qhnwrvr ahy ny Fanahinao, ny tononkira.serasera.org famindramponao,
Famelan-keloka. Hum!
O ry namako aby! Atolory Azy ny fonao
Aza avela ho very re ny tenanao!
Izay efa potraka. Hum!
Refrain (2fois) …
Tompo ô! Mba henoy ny vavako.
OMEO VAHAOLANA
Feon'anjomara mahajanga Vol.03
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 293
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 24/11/2025 10:31
