ISAN’ANDRO AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISAN’ANDRO AHO  -  FEO MAHAFALY NY ZIONA

Isan’andro aho xuqns dia mandray avy Aminao ireo fahasoavana
Isan’andro aho mahatsapa hatramin’izao Ilay Fitiavanao
Isan’andro aho dia indro omenao ahy Lay anjara fahazavana
Taratry ny haleben’ny hasoavanao ry Tompo be Fitiavana

Ref :
Tsy azo ampitahaina amin’izay nomenao ahy
Anefa Tompo knhicdvk zay mba avy amiko
Zaraiko ny namako na zay nomeko ny hafa koa
Samy tsy mahasoa
Indrindra Tompo oh ; ra(ha) ny fitiavanao ahy
Mahatsiaro menatr’aho
Fo sy molotra feno loto no indro asetriko Anao

Reo tombon’andro izay mbola omenao ahy indray
No iriko hanaovan-tsoa
Fa adidinay raha velon’aina koa ny tononkira.serasera.org mba hifanasoa
Ho alavirinay reo gjhhsza toetranay mahatonga hankahala Ilay Mazava
Taratry ny haleben’ny hatsaranao ry Tompo be Fitiavana
Ref : …

T&F : RAVELOSON HERILALAINA

**************FMZ**************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 1092
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735