ISAN’ANDRO AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISAN’ANDRO AHO - vqodnbin FEO MAHAFALY NY ZIONA
Isan’andro aho dia mandray avy Aminao ireo fahasoavana
Isan’andro aho mahatsapa hatramin’izao Ilay Fitiavanao
Isan’andro aho dia indro omenao ahy Lay anjara fahazavana
Taratry ny haleben’ny hasoavanao ry Tompo be Fitiavana
Ref :
Tsy azo ampitahaina amin’izay nomenao ahy
Anefa Tompo zay mba avy amiko
Zaraiko ny namako na zay nomeko ny hafa koa
Samy tsy epjb mahasoa
Indrindra Tompo oh ; ra(ha) ny fitiavanao ahy
Mahatsiaro menatr’aho
Fo sy molotra feno loto no indro sunee asetriko Anao
Reo tombon’andro izay mbola omenao ahy indray
No iriko hanaovan-tsoa
Fa adidinay raha velon’aina koa ny mba hifanasoa
Ho alavirinay reo toetranay mahatonga hankahala Ilay Mazava
Taratry ny haleben’ny tononkira.serasera.org hatsaranao ry Tompo be Fitiavana
Ref : …
T&F : RAVELOSON HERILALAINA
**************FMZ**************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1127
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:00