IA IE ANDAO !! (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia fa ambara aminao ny famonjena
Mifalia fa miposaka aminao ny mazava
Mifalia fa Izy Jeso dia tia anao
Mifalia fa Izy tsy mba ncdx mandao anao
Ia ie andao e! Hifaly ny ambany lanitra
Hifaly hiantsa ; Hidera an’Andriamanitra
Doboy ny aponga ; Ny antsa no aoka hisandratra
Ny fo sy fanahy ; Hisaotra Azy fatratra
Ia ie andao e! Hifaly rghxuvo ny ambany lanitra
Ia ie andao e! xqdwsad Hidera an’Andriamanitra
Ia ie andao e! Ny antsa no aoka hisandratra
Ia ie andao e! Hisaotra Azy fatratra
Fa lehibe tsy ritra ny indrafon’Andriamanitra
Fa feno sy mihika ny fitiavany maharitra
Sy mahatoky Izy ; tononkira.serasera.org tsy miova omaly anio mandrakizay
Ka mamy eri sy tena fy ilay Fitita nasehony
Lalalalalalalala Lalalalalalalala
T&F : RAVELOSON HERILALAINA
**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 897
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:02