IA IE ANDAO !! (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia fa ambara aminao ny famonjena
Mifalia fa miposaka aminao ny mazava
Mifalia fa Izy Jeso dia tia anao
Mifalia fa Izy tsy mba mandao anao
Ia ie andao e! Hifaly ny ambany lanitra
Hifaly hiantsa ; Hidera an’Andriamanitra
Doboy ny aponga ; Ny antsa no aoka hisandratra
Ny fo sy fanahy ; Hisaotra chkmhcsg nlwiqs Azy fatratra
Ia ie andao e! tononkira.serasera.org Hifaly ny ambany lanitra
Ia ie andao e! Hidera an’Andriamanitra
Ia ie andao e! Ny antsa no aoka hisandratra
Ia ie andao e! Hisaotra Azy fatratra
Fa lehibe tsy ritra ny indrafon’Andriamanitra
Fa feno sy mihika ny fitiavany maharitra
Sy mahatoky Izy ; tsy miova omaly anio mandrakizay
Ka mamy eri sy tena fy ilay Fitita nasehony
Lalalalalalalala Lalalalalalalala
T&F : iremqmv RAVELOSON HERILALAINA
**************FMZ**************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 899
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:02