Safidy (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsara loatra raha isika izao
  no ho tafiaraka any an-danitra
  Hiara-hidera ny Mpanavotra,
  ilay Tompo Andriamanitra
  Tsy mba tianao ve any am-paradisa,
  hiray latabatra  amin'ny Tompo Jesoa
  Ka ho foana hatreo ireo toloko sy tomany,
tononkira.serasera.org  hifaly, hiravo ao an-dapa soa

Réf: Tsy an-tery anefa izany fa safidy,
     Anjaranao ny misafidy
     Raha toa hamoa nhirwcr ianao na hanidy
     F'injao ny Tompo mandondona ao am-ponao
     Miantso ho ao am-balany
     Tsy sasatra miandry satria ianao dia TIANY

2. Tsy ho fantatrao ny andro sisa
   mba hanefena fo ho mendrika
   Izay hany hamonjena anao
   Miambena sao lahy ho rendrika
   Ka homano izao dieny ety 'lay any ankoatra feno hasambarana
   Sao dia lasan-davitra any mwnjssfu izato dia ,
  xwqxkq  ka tsy hahita fitsaharana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Fi APU Am
Visites : 778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahenitsoa
Date : 30/06/2023 11:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1316