MBA HO MENDRIKA (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy fantatro izay manjaka,
Satàna ve sa i Jesosy no ato am-poko?
Indraindray aho mba tsara rvbqdoe fanahy,
Fa matetika tsy mendrika eo anatrehan’ny Ray
Raha izaho ianao,mibebaka mafy,
Mangataka ilay fanahy fahendrena
Mba tsy handeha amin’izay tsy izy,
Mba ho mendrika tokoa.
Fiv- Jesosy ô (Jesosy ô)
Vonjeo re aho (Inty re aho)
Mifona e!mifona Aminao(Mifona Aminao)
Jesosy ô (Jesosy ô)
Tantanao aho,(Inty tononkira.serasera.org re aho)
Tantano aho mba ho mendrika(Tsy mendrika ho Anao)
2- Jesosy ô! ity fahalemeko
No entiko eto Aminao wkdpy hahazo hery,
Toa menatra aho, mangahiahy
Fa nanao izay nampalahelo Anao mlpcwdxj ry Tompo ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 830
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 17/07/2023 15:06