Manohina fo (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANOHINA FOManohina fo, ny fitiavanao anay
Fa ny tenanao mihintsy izao
No nahetrinao
Manohina fo, ny fitiavanao anay
Fa nalatsakao ny ranao soa
Hanavotra anay
Nefa ny foko hatramin’izao
Dia tsy nahatsiaro anao
Tena variana nakafy ireo fakam-panahy
izay hita ety
Ndrisy, nolaviko avokoa
Ireo fanekena vitako
Teo anatrehanao Jesoa ilay mpanasoa
Ilaympanasoa
--------
Lien: