Ny fitiavantsika (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny tiko, dia ianao ilay tokana
Masoandroko atoandro, volako ny alina
Fitia voarary, ny ahy sy ny mcskznpw anao
Zaza jrzvirp latsaka an-kady aho raha hilaozanao
Fa fo nifanaiky, ny ho doria ny tononkira.serasera.org antsika roa
Hoe aina no fetra, sanatria ny hisara-droa
Fa tendrin'ny Avo, tsy ho azo sakanana
Ny fitiavantsika toy ny havia sy havanana
Tsy manan-tsahala, sanatria tsy kilalao
Fitia voasedra, niharitra an'izao sy izao
Ny feony manako, reko anaty ao lalina
Tena latsam-paka, fitia tena marina
Fa fo nifanaiky, ny ho doria ny antsika roa

Fa tendrin'ny Avo, tsy ggubu ho azo sakanana

Ka hiaraka isika, hiara-dàlana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FarakelyVisites : 6936
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aintsoanomenjanahary
Date : 26/06/2019 15:50