Ny fitiavantsika (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny tiko, dia ianao ilay tokana
Masoandroko atoandro, volako ny alina
Fitia voarary, ny ahy sy ny jxztgs anao
Zaza latsaka an-kady aho raha hilaozanao
Fa fo nifanaiky, ny ho doria ny antsika roa
Hoe aina no fetra, sanatria ny hisara-droa
Fa tendrin'ny Avo, tsy ho azo sakanana
Ny fitiavantsika toy ny havia sy havanana
Tsy manan-tsahala, sanatria tsy kilalao
Fitia voasedra, niharitra an'izao sy izao
Ny feony manako, reko anaty ao lalina
Tena latsam-paka, fitia tena marina

Hoe aina no fetra, sanatria ny tononkira.serasera.org hisara-droa
Fa tendrin'ny Avo, fety tsy ho azo sakanana

Ny fitiavantsika toy ny glpw havia sy havanana
Ka hiaraka isika, hiara-dàlana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FarakelyHits : 6674
Likes : 0 Like
Created by : aintsoanomenjanahary
Date : 26/06/2019 15:50