Akaiky ny fihaviany (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
voky AKAIKY NY FIHAVIANY
Zava-drehetra izay miseho
dia hita izao fa manambara ny farany
voalaza cjajngr mantsy fa any am-parany any
dia hisy zava-mahaory
tsy efa mitranga ankehitriny fa
ny olona dia tia tena ho tia vola
mpiavonavona sy kirina
tsy manoa ray sy reny
tia fahafinaretana
mihoatra noho ny fitiavany an’Andriamanitra
Akaiky ny fihavian’i Jesosy
aoka ho mahatoky hatrany ianao
F’isika miandry tsy maintsy miady
miaritra ny fakam-panahy
manohitra izay tsy marina
tmdru manda izay mety kolikoly
sy tsy tononkira.serasera.org madio
Zava-drehetra izay miseho
dia hita izao fa manambara ny farany
voalaza cjajngr mantsy fa any am-parany any
dia hisy zava-mahaory
tsy efa mitranga ankehitriny fa
ny olona dia tia tena ho tia vola
mpiavonavona sy kirina
tsy manoa ray sy reny
tia fahafinaretana
mihoatra noho ny fitiavany an’Andriamanitra
Akaiky ny fihavian’i Jesosy
aoka ho mahatoky hatrany ianao
F’isika miandry tsy maintsy miady
miaritra ny fakam-panahy
manohitra izay tsy marina
tmdru manda izay mety kolikoly
sy tsy tononkira.serasera.org madio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara AndriamamonjyVisites : 4404
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/11/2002 10:21
