Akaiky ny fihaviany (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAIKY NY FIHAVIANY
Zava-drehetra izay miseho
dia hita izao fa manambara ny farany
voalaza mantsy fa any am-parany any
dia hisy zava-mahaory
tsy efa mitranga ankehitriny fa
ny fkchrc olona dia tia tena ho tia vola
mpiavonavona sy kirina
tsy manoa ray hvzomoj sy reny
tia fahafinaretana
mihoatra noho ny tononkira.serasera.org fitiavany an’Andriamanitra
sxqbc Akaiky ny fihavian’i Jesosy
aoka ho mahatoky hatrany ianao
F’isika miandry tsy maintsy miady
miaritra ny fakam-panahy
manohitra izay tsy marina
manda izay mety kolikoly
sy tsy madio
Zava-drehetra izay miseho
dia hita izao fa manambara ny farany
voalaza mantsy fa any am-parany any
dia hisy zava-mahaory
tsy efa mitranga ankehitriny fa
ny fkchrc olona dia tia tena ho tia vola
mpiavonavona sy kirina
tsy manoa ray hvzomoj sy reny
tia fahafinaretana
mihoatra noho ny tononkira.serasera.org fitiavany an’Andriamanitra
sxqbc Akaiky ny fihavian’i Jesosy
aoka ho mahatoky hatrany ianao
F’isika miandry tsy maintsy miady
miaritra ny fakam-panahy
manohitra izay tsy marina
manda izay mety kolikoly
sy tsy madio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 4406
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/11/2002 10:21
