Vakoka (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E tsy mba lefy e
Tsy maty fa mbola miteny
Ambolibe, Soalala na Farafangana
Ka manana
Parson, umzhg Kotozafy, Bao Angely
Filamatra sady modely
Mankalaza ee!!
I Dafisaony, mose Refila, mama Sana
Ireo ka tsy tontan’ny azxsjh ela
Mankalaza ee!!
Nandrotsy tononkira.serasera.org ny fahazazako ny vakoka ee
Mikoriana ao anatin’ny rako
Vakoka aa
la la wjtknr la la .....
Tsy maty fa mbola miteny
Ambolibe, Soalala na Farafangana
Ka manana
Parson, umzhg Kotozafy, Bao Angely
Filamatra sady modely
Mankalaza ee!!
I Dafisaony, mose Refila, mama Sana
Ireo ka tsy tontan’ny azxsjh ela
Mankalaza ee!!
Nandrotsy tononkira.serasera.org ny fahazazako ny vakoka ee
Mikoriana ao anatin’ny rako
Vakoka aa
la la wjtknr la la .....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/11/2001 09:11
