Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vakoka (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E tsy mba lefy e
Tsy maty fa mbola tpuieor miteny
Ambolibe, Soalala na Farafangana
Ka manana
Parson, Kotozafy, tononkira.serasera.org Bao Angely
Filamatra sady modely
Mankalaza ee!!
I Dafisaony, kyrzj mose Refila, mama Sana
Ireo ka tsy tontan’ny ela
Mankalaza ee!!
Nandrotsy ny fahazazako ny vakoka ee
Mikoriana vnyl ao anatin’ny rako
Vakoka aa
la la la la .....
Tsy maty fa mbola tpuieor miteny
Ambolibe, Soalala na Farafangana
Ka manana
Parson, Kotozafy, tononkira.serasera.org Bao Angely
Filamatra sady modely
Mankalaza ee!!
I Dafisaony, kyrzj mose Refila, mama Sana
Ireo ka tsy tontan’ny ela
Mankalaza ee!!
Nandrotsy ny fahazazako ny vakoka ee
Mikoriana vnyl ao anatin’ny rako
Vakoka aa
la la la la .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 5238
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/11/2001 09:11
