Izaho anie Ravorona (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Ravorona ô
Te-hiaraka aminao
Hikopakopak’elatra ô
Hihira sy hilalao
Raha tsy eo anilanao
Dia tonga manirery
Izaho bofytvz anie ry vorona
Tomany toa jorery

Ny vetsovetsom-poko
Dia tononkira.serasera.org toy ny voninkazo
Angolangola ihany
Toa rano an-tanam-bazo
Kanefa anie ny anjdq foko
Nisento lavitra any
Ny ventsoventsom-poko anie
Sao mba fdjigwpd reny ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Erick Manana
Visites : 4801
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ijao
Date : 02/05/2004 02:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305