Hita tsy notadiavina (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hita, Hitako
Hitako tsy dvqetoyq notadiavina
Lafatra, Lafatro
Amboloiko tsy fantatro anarana …

Tia, Tiako
Tena tiako na tsy fantatro
Tsy taza-maso fa hitan’ ny fo
Tsy misy fika lryuvuc fa efa anjarako …

Sampy sy angamba mosaviko
Izy no ody tambaviko
Vaha fanainga lavitro
Fanalahidin’ ny foko …

Hira kaloin’ ny tononkira.serasera.org fanahiko
Raha manalavitra arahiko
Tsy takatra hianihina
Iriko ho sarihina …

Tsapa, Tsapako
Na dia tsy jhimu aiko ho faritana
Reko feo manako
Hiako anaty fahanginana …

Vela, Velako
Paikako anaty fanorona
Nahazo laka, tsy misy indra-fo
Handrava ve sa kosa hanorina …

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Erick Manana
Visites : 3176
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FaniloRal
Date : 22/02/2024 14:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046