Hita tsy notadiavina (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hita, Hitako
Hitako tsy notadiavina
Lafatra, Lafatro
Amboloiko tsy fantatro anarana …
Tia, Tiako
Tena tiako na tsy fantatro
Tsy taza-maso fa tpdli hitan’ ny fo
Tsy misy fika fa efa anjarako …
Sampy sy angamba mosaviko
Izy no ody tambaviko
Vaha fanainga lavitro
Fanalahidin’ ny foko …
Hira kaloin’ ny fanahiko
Raha manalavitra arahiko
Tsy nrho takatra hianihina
Iriko ho sarihina …
Tsapa, Tsapako
Na dia tsy aiko ho faritana
Reko feo manako
Hiako anaty fahanginana …
Vela, Velako
Paikako anaty fanorona
Nahazo laka, tsy misy indra-fo
Handrava ve sa kosa hanorina tononkira.serasera.org … npaysbi
Hitako tsy notadiavina
Lafatra, Lafatro
Amboloiko tsy fantatro anarana …
Tia, Tiako
Tena tiako na tsy fantatro
Tsy taza-maso fa tpdli hitan’ ny fo
Tsy misy fika fa efa anjarako …
Sampy sy angamba mosaviko
Izy no ody tambaviko
Vaha fanainga lavitro
Fanalahidin’ ny foko …
Hira kaloin’ ny fanahiko
Raha manalavitra arahiko
Tsy nrho takatra hianihina
Iriko ho sarihina …
Tsapa, Tsapako
Na dia tsy aiko ho faritana
Reko feo manako
Hiako anaty fahanginana …
Vela, Velako
Paikako anaty fanorona
Nahazo laka, tsy misy indra-fo
Handrava ve sa kosa hanorina tononkira.serasera.org … npaysbi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 2996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FaniloRal
Daty : 22/02/2024 14:04
