Aza ariana ny lambanao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza ry ’nao irony latsintanantsika fahiny ?
Aiza ho aiza amin’izao fa toa natakalonao dihy vahiny
Zavatr’olona kegzi ery no hi-zestiavanao ety imasony a
Ny an’ny tena indray no lazainao maha-menatra
Aoka re ! aoka re ! Aoka
Ref. : Aza ariana ny lambanao
fa tena sarobidy loatra tsy voavidim-bola misy hasiny a
Aza ariana maha-gasy anao
fa zanaky Gasikara tsy mba mifarirotra raha fampitaha
Aiza ho aiza ry nao no mety ncwopbsl ahitako voanjobory lena ?
Aiza ho aiza tononkira.serasera.org amin’izao no misy manendinendy taovan-kena
Fa matsatsobe re ny laoka aty
Pâte, steak, Bigbig mac, maty aho vavoniko iny !
Aoka re ! aoka re penxnm ! Aoka
Ref. : ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5318
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 27/08/2008 14:19