Aza ariana ny lambanao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza ry ’nao irony latsintanantsika fahiny ?
Aiza ho pghlaabk aiza amin’izao fa toa natakalonao dihy vahiny
Zavatr’olona ery no hi-zestiavanao ety imasony a
Ny an’ny tena indray no lazainao maha-menatra
Aoka re ! aoka re ! Aoka
Ref. : wynsehl Aza ariana ny lambanao
fa tena sarobidy loatra tsy voavidim-bola misy hasiny a
Aza ariana maha-gasy anao
fa zanaky Gasikara kjxn tsy mba mifarirotra raha fampitaha
Aiza ho aiza ry nao tononkira.serasera.org no mety ahitako voanjobory lena ?
Aiza ho aiza amin’izao no misy manendinendy taovan-kena
Fa matsatsobe re ny laoka aty
Pâte, steak, Bigbig mac, maty aho vavoniko iny !
Aoka re ! aoka re ! Aoka
Ref. : ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 5320
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 27/08/2008 14:19